Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

avylavitra · Oktobra, 2014

imailaka avylavitra

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Oktobra, 2014

Raharaha Ravalomanana: Fampitàna Avy Amin'ny Prezidansa (teny Frantsay)

14 Oktobra 2014

Eto ny fanazavana avy amin'ny fiadidiana ny Repoblika mikasika ny raharaha Ravalomanana. Amin'ny teny Frantsay izy ity, saingy mbola hatolotra eto ny amin'ny teny Malagasy rehefa avoakan-dry zareo ho an'ny sarambabem-bahoaka “tsy avara-pianarana, tsy mahay mamaky/mahatakatra afa-tsy teny Malagasy”

Voasambotra Sahady Marc Ravalomanana

13 Oktobra 2014

Vao ora vitsy no nahatongavany teto Madagasikara, dia re izao fa efa voasambotry ny fitondrana amperinasa sahady ity filoha teo aloha ity. Tampilaminana no nidirany, na dia miendrika fihantsiana ihany aza. Nefa izao fisamborana izao, fisamborana mba hahafahana manohy dinika ve , sa fisamborana vao mainka hamaly ny fihantsiana natao...