Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Marsa, 2008
Irak tao anaty dimy taona: Nihetsika izao tontolo izao
Anio, 19 mars, no manamarika ny fahadimy taonan'ny “Ezaka ho fanafàhana an'i Irak”. “Tany amboalohany dia tetika nentina handrodànana an'i Saddam Hussein sy ” hamàrana ny ady tsy mbola miantomboka”...
Tsy misy tanàna ho an'ny Aborigènes
Banai sy ny vadiny eo anoloan'ny tranon'izy ireo Ny adihevitra ho an'izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain'ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin'ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no...
Tohanan'ny daholobe ny fanamelohana ho faty
Sary “brooms head romans.. ” an'i Antigua Daily Photo arovan'ny licence Creative Commons. Ny tsirairay dia afaka mahita izay fifanoherana eto Guatemala momba ny fanamelohana ho faty izay. Andaniny, ireo...
Siria:Toherinay ny fibodoana
Yazan Badran GVO dia iray amin'ireo rohin-tserasera mamiko sady faly aho ho isan'ny Global Voices Advocacy sy ny tetikasa Lingua Arabic. Manantena aho fa samy hahita izay sahaza azy amin'ny...
Taiwan: Tsy misy tanàna ho an’ny Aborigènes antitra
Ny adihevitra ho an’izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain’ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin’ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenana ary namaly ny fanontaniana...