avylavitra · Jolay, 2008

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2008

India: Ireo fipoahana baomba erak'i Bangalore

Bangalore, renivohitry ny fanjakana ao Karnataka, dia lasibatry ny fampihorohoroana tamin’ny alàlan’ny baomba ora vitsy lasa izay. Ny vaovao ampela-tànana dia manambara fipoahana baomba fito tamin’ny faritra samihafa tao an-toerana,...

26 Jolay 2008

Bahrein:Fomba fijery ny asa an-tsitrapo

Misy any amin’ny firenen-drehetra ny asa an-tsitrapo, saingy ny antony mandrisika ny mpirotsaka an-tsitrapo no miovaova be ihany. Mpitoraka blaogy iray avy ao Bahreïn, mandranto fianarana any Royaume-Uni amin’izao fotoana...

20 Jolay 2008

Egypta: Mirodana ireo tranobe

Zava-mahazatra eto Egypta ny lohateny vaventin’ireo gazety milaza fikorotsahana tranobe , ary koa ireo vatana mangatsiakan’ankizy sintonina avy any ambanin’ireny korontan-javatra ireny. Ibn Al Dunya, [anglisy], ao amin’ny blaogy Fustat,...

17 Jolay 2008

Armenia: Blaogin'ny fanabeazana

Amin’izao ankehitriny mampangatsiatsiaka ny disadisa taorian’ny fifidianana taty Armenia izao, betsaka ny vintana hahafahan’ny tontolon’ny blaogy mandrakotra resaka maro mifandraika manokana izay na nodian-tsy hita na tsy noresahan’ireo mpampahalala vaovao sy ny fiaraha-monina amin’ny ankapobeny. Iray amin’ireny resaka ireny ny fanabeazana, sehatra iray manokana tena anjakan’ny resaka kolikoly amin’ireo faritry ny firaisana sovietika teo aloha.

08 Jolay 2008