avylavitra · Jolay, 2017

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2017

Kolombia: Ny Fanakatonana Ny Gazetiboky Cambio

  30 Jolay 2017

Nakaton'ny tompony ny gazetiboky Cambio, fantatra amin'ireo tatitra fanadihadiana fanaony. Fanakatonana izay lazaina fa noho ny antony ara-bola. Kanefa ho an'ireo mpanao gazety, dia antony ara-politika no nanosika ny fandraisana fanapahankevitra.