Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Avrily, 2023
VIDEO: Fomba fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023

Misokatra afaka ora vitsy ny fifidianana filankevi-pitantanana Global Voices 2023. Indro àry izay tokony ho fantatrao momba ny dingana arahana hifidianana!
Fifidianana solontenan'ireo manana fifamatorana arakasa ho ao anivon'ny Filankevi-pitantanana GV 2023: ny kandidà Giovana Fleck

"Ny fananganana vondrom-piarahamonina GV dia nanome hevitra tsara ho ahy hahatakatra ny fomba fihainoana tsara kokoa ny tarika iray sy ny fanangonana ary fampiharana ny tamberina avy amin'izy ireo."
Fifidianana ny Filankevi-Pitantanana GV 2023: Fanambaràna ny anaran'ny mpirotsaka

Mahafaly anay ny manolotra ho anareo ny lisitr'ireo kandidà voafidy hifaninana amin'ny toeran'ny fisoloantena amin'ny vondrom-piarahamonina eo amin'ny filankevi-pitantanan'ny GV