avylavitra · Jolay, 2018

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jolay, 2018

Teny : Famokarana Sarimihetsika Amin'ny Teny Afrikàna

Rising Voices  07 Jolay 2018

Fomba iray mahomby ho fitahirizana ireo teny sy hisorohana ny fanjavonany tanteraka ny fampiroboroboana ny famokarana sarimihetsika amin'ny fiteny afrikàna. Natao ny 2 hatramin'ny 5 Oktobra 2010 tao Akure, Nizeria ny andiany faha-5 amin'ny Fetiben'ny Sarimihetsika amin'ny Fiteny Afrikàna.

Fiovàn'ny Mpitantana Ny Lingua Alemàna

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2018

Aza adino ny manaraka ny asa fandikàna ataon'ny Lingua Alemàna, ao amin'ny Facebook sy Twitter, ary mandrisika anareo izahay hizara ny takelaka fisoratana ho mpandray anjara raha misy olona fantatrao fa liana te-hanatevina laharana ny tarika mpandika lahatsoratra!