Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Desambra, 2019
“SlowMov” : tetikasa sôsialy manome dika iray hafa ny fotoana
Mitompo indray ny fotoana mba hanomezana dikany azy. Mikaroka indray ny hasambarana amin'ny alàlan'ny fandehanana miadana sy fomba fiaina iray madio kokoa. Ny SlowMov dia maka ho tanjony ny fampifandraisana ny olona amin'ny fiainana tsara sy mendrika kokoa.
Burundi: Fihoarana ny fahasembanana mibadabada
"Badalela mibadabada aho, tena olana iray goavana be amin'ny fitenenana sy ny fifandraisana...andro no nisaina dia tafavoaka tanteraka tamin'izany aho"
Tena zavadoza tokoa ve ireo vaksiny andrana hanoherana ny Ebola?
Manamafy ny hetsika ataony ny vondrompiarahamonina iraisampirenena mba hamongorana ilay valanaretina. Marobe ireo firenena nilaza fa nahita vaksiny na fanafody ary efa nampiasainy sahady tsy nanaraka ny zotra fanao takiana ho an'ny fanafody rehetra.
Rehefa Oktôbra, feno vorona mpifindra toerana ny lanitr'i Kôlômbia
Mandritra ny volana Oktôbra, toerana itazanana seho iray goavana ny lanitr'i Kôlômbia noho ny fifindran-toeran'ireo vorona marobe toy ny ankoay sy ny voromahery.
Ginea: noho ny viriosy Ebola, hopitaly iray manontolo no nakatona
Antokon-draharaha iray manontolo any anatin'ireo hôpitaly lehibe ao Kônakry no tsy miasa intsony rehefa nahitàna tranga vaovao-nà viriosy Ebola
Tetezana mampitohy an'i Krimea sy Rosia, tsy mbola misy akory dia efa manana kaonty Instagram

Mitondra zavatra iray fanampiny amin'ny fifandraisana ety anaty media sôsialy ho an'ny asa fanorenana tetezana iray ny saka, indrindra fa ho entina mamilivily ny saina tsy ho any amin'ireo fahataràna sy ny halafony.
Fahalalahana # Fanarahamaso : Toerana toy inona no homena ny fifampiresahan'ny kolontsaina isankarazany ao amin'ny Vovonana Erantany ho an'ny Demaokrasia?
Vovonana Erantany ho an'ny Demaokrasia tao amin'ny Filankevitr'i Eoropa tao Strasbourg, 18-20 nov., Lohahevitra: "Fahalalahana # fanarahamaso : mba hahazoana valiny demaokratika".
Vaovao faran'ny Lingua : Oktôbra 2019

Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua - Oktôbra 2019
Vaovao faran'ny Lingua : Septambra 2019

Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua -Septambra 2019
Vaovao faran'ny Lingua: Aogositra 2019

Atolotry ny Mpitantana ny Lingua ho anao ny Toerana nisy ny Lingua - Aogositra 2019