Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Mey, 2019
Tongava Manatevina Laharana ny #RightsCon Tunis Translation Lab: Antso ho an'ireo miteny Arabo, Frantsay ary Espaniôla
“Ny RightsCon Translation Lab, miaraka miasa amin'ny Lingua, dia miainga avy aminà hevitra tena tsotra: ndeha isika handika ireo bitsika rehetra tsara indrindra nalefan'ny #RightsCon ho amin'ny teny Espaniôla, Frantsay ary Arabo.”
Fihaonana taminà lehilahy mpanao karipetra ao Armenia
"Rehefa matihanina ianao dia manome ny tsara indrindra avy aminao. Tsy misy idiran'ny hoe lehilahy sa vehivavy ianao"
“Rehefa tsy hamaha ny olana ireo orinasa vaventy momba ny teknolojia. Isika ihany no hamaha azy.”
Ny raibeko, 92 taona, toy ireo Nizeriàna mitovy taona amin, dia mahay mamaky sy manoratra ny teny Yorùbá. Saingy noho izy ireo tsy mahay ny teny anglisy, dia lasa anjorom-bala amin'ny resaka nomerika ry zareo
Edward Snowden, ampamoaka 365 andro
Nanomboka ny 5 Jona 2013, betsaka ireo ampamoaka momba ny fanarahamaso erantany. Indro ny fitetezana ny sasany amin'ireo zavatra tena manandanja fantatray avy amin'ny ampamoaka nataon'i Snowden.
African music (#6)
Tsy mbalax ny gadona Soukous, sady tsy afro-funk , tsy rumba, tsy Ethio-jazz, tsy Afrobeat [...] tsy Merseybeat ny Metal
Salotra Mavo : Somary niakatra kely ny herisetran'ny polisy tao Frantsa
Fanazavana iray no mitoetra, dia ny fampiasàn'ny mpitandro filaminana betsaka ny fitaovampiadiana iray miteraka resabe: ilay fandefasana bala fiarovantena (LBD).
Maoritaniàna Bilaogera afaka tamin'ny fanamelohana ho faty, saingy mbola mihiboka am-ponja
Nenjehina noho ny lahatsoratra iray nanakianany ny anjara toerana raisin'ny finoana ao anatin'ny rafitra saranga ao Maoritania i Ould Mkhaitir .
Fantaro i Dámilọ́lá Adébọ́nọ̀jọ, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang ny 8 -14 May
Ndeha ho fantarina misimisy kokoa i Dámilọ́lá Adébọ́nọ̀jọ, hampiantrano ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 8 - 14 May 2019. Hizara ny vinany ho an'ny teny Yorùbá izy.