Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jona, 2017
Jona sy Jolay, Manamarika ny Tsingerintaonan'ny Fandrotehan'ny Ady Ireo Tanàna tao Japàna
Daroka baomba tsy niato hikendrena an'ireo tanàna ao Japàna ho fandravàna tanteraka sy manontolo tamin'ny Jona sy Jolay 1945
Handeha sa Hijanona, Safidy Mametraka an'ireo Siriana Ao Al-Waer Manoloana ny Hoavy Tsy Azo Antoka
Miala ny tanàna farany namahàrany ireo mpihoko sy ny fianakaviany, tanàna nomena anarana hoe "“ilay renivohitry ny revolisiona”. Ity ny sasantsasany amin'ny tantaran'izy ireo
Hatezerana Be Tampoka: Sakànan'i Tajikistàna Eny An-dàlana ny DHL, ny UPS Ary Ny Pony Express
"Mba misy tompony ve ity DHL ity? Afaka tonga aty Tajikistan?"
Nanomboka Taminà Sariitatra ny Tantaram-Pitiavana LEGO tao Hongria
Mihetsiketseha, Lahatsary Lego. Malaza ara-bakiteny ireny lahatsary fohy ireny
Miroso Amin'ny Fandraràna Ny Tsy Fitononana Anarana Amin'ireo Fampiasa Fandefasana Hafatra Ny Parlemanta Rosiana

Nankatoavin'ilay Kaomity momba ny Fampitàmbaovao sy ny Teknolojia ao amin'ny Domà ny volavolan-dalàna iray niteraka resabe izay mety handràra ny tsy fitononana anarana amin'ireo fandefasana hafatra ety anaty aterineto. Isisihan'ilay kaomity ao amin'ny Domà ny handinihana ilay volavolan-dalàna amin'ny famakiana azy voalohany
Vehivavy Ogandey Nihevitra ny Handeha Hampianatra Any Koety, Lasa Mpiasa An-Trano
Faly nahazo asa tany Koety i Prudence Nandaula. Saingy teo am-pahatongavany dia efa voagihy ny pasipaorony ary notolorana lamba famafàna trano izy.
Lavanty Nandaniana Antsasaka Tapitrisa Euros Tao Cannes, Nampideràn'ny Zanakalahin'ny Filoha Angoley Ny Maha-Mpanapitrisa Ny Fianakaviany
"...na dia efa fantatra hoe zanak'iza aza ianao, ahianay ho avy ao amin'ny kitapombolam-panjakàna no nakàna ireny vola ireny, izany hoe volanay"
Fetibe Iray Vaovao Ao Madhya Pradesh, Mamelona Indray ny Kolontsaina iray Efa Verin'ireo Vazimba Teratany
An'arivony maro ireo olona nifamory tao amin'ny vohitr'i Verwada ao amin'ny distrikan'i Barwani hankalazàna ilay fetibe tena mbola vaovao tao Madhya Pradesh –ny fetiben'ny Rani Kajal Mata, andriamanitra fahagolan'ireo vahoaka vazimba.
Shinoa Mpampiasa Vola Manery Tantsaha Malagasy Hivarotra ny Taniny Amin'ny Ariary Fito
"Dia tsy hisy azontsika vahoaka madinika atao mihitsy ve hiarovana ny tanintsika e? Mitaraina etsy sy eroa .... @haino aman-jery na tambajotra sosialy, fa tsy misy mahasahy mijoro miaro na iray aza."