Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

avylavitra · Oktobra, 2016

imailaka avylavitra

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Oktobra, 2016

Andro Iray iainana Helon'ny Fifindràmonina Ao Etazonia

Reny iray sy ireo zanany nandositra ny herisetran'andian-jiolahy tany El Salvador, miandry ao Boston mba hahafantatra na ho afaka mijanona ara-dalàna ao Etazonia ry zareo na tsia.

Navoakan'ny Mpijirika Ireo Imailaky ny Mpanampy Ao Kremlin, Voalaza Fa Miaty Drafitra Fanakorontanana An'i Okraina

Lazain'ireo Okrainiana mpijirika fa mampiseho drafitra ho fanakorontanana an'i Okraina ato anatin'ny volana vitsy ho avy ny fijirihana ireo imailak'i Vladislav Surkov, mpanolotsaina an'i Putin.

Elaine Diaz sy ireo Kiobàna Mpanao Gazety Miaraka Aminy, Nosamborina Fa Nanangona Vaovao “Tsy Nahazo Alàlana” Momba Ilay Tafiotra Mahery Matthew

Takian'ny vondrom-piarahamanonin'ny Global Voices ny hamoahan'ny manampahefana Kiobàna tsy misy hatak'andro an'i Elaine Diaz sy ireo efatra niaraka notaznina taminy.

Vao 6 Taona Monja, Saingy Efa Manana Mpankafy Manerana Ny Tany i Sefo Kicha Avy Ao India

"Kicha, mahafatifaty ianao ao anatin'ilay fandaharana. Ho an-jaza iray enina taona, miaka-tsehatra amin'ny fandaharan'i Ellen, fatratra izany ary dia nahavitra asa goavana ise. Tena fahombiazana"

Rehefa Manomboka Miteny Ireo Vahoaka Tsy Manan-kialofana Ao Rosia

Fony i Anastasia Ryabtseva nanandrana voalohany nitafa tamin'ireo olona tsy manana fialofana ao St. Petersburg, marobe no nandà tsy nety hiresaka taminy. Amin'ny maha-mpanao gazety azy, taitra taminy ny olona, izay niahiahy tonga dia fotsiny izao.