avylavitra · Novambra, 2018

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Novambra, 2018

Zeorzia-Rosia : Ady anaty Aterineto

Ankehitriny, ady no eto amin'ity fanaovana karajia ity, Rindrin'ny tsy fahaizana mifankahazo, fifanomezana tsiny, fiampiangàna, fifanompàna ary ilaozan'ny olona izy, toy ny mpitsoaponenana. Androany, iray tamin'ireo olona fantatro no nanoratra tamiko hoe nialàny ilay vondrona. Toy ny hoe tsy misy intsony ny fitiavana sy ny fanembonana ny omaly. Androany, lasa tanin'ady

06 Novambra 2018