avylavitra · Jona, 2018

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Jona, 2018

Ny Fanambin'ireo Gazety An-tsoratra Ao Anatin'ny Fampitambaovaon'ny Teratany

Rising Voices

Misy tantara iray manankarena momba ireo media an'ny vazimba tompontany, amin'ny endrika votoaty feo alefa amin'ny onjampeo, fahitalavitra ary haino aman-jery. Ahoana ny momba ireo media an-tsoratra amin'ny tenin'ireo vazimba tompontany ireo? Ity lahatsoratra avy amin'i Yásnaya Aguilar ity no mampiseho ny ohatra vitsivitsy amin'ireo media an-tsoratra no sady mandalina ny sasany amin'ireo fanamby amin'ny fahitàna mpamaky amin'ny fitenim-bazimba tompontany ao Meksiko.

03 Jona 2018

Fampianarana Lahatsary Natolotry ny Tantsaha Ho An'ny Tantsaha

Rising Voices

Mirotsaka amin'ny fampiasàna teknolojia mitondra fihavaozana ary ny fanaovana ezaka ho fampandrosoana erantany ny Digital Green mba hanatsaràna ny faripiainan'ny zanak'olombelona amin'ny alàlan'ny fampiasàna lahatsary eny anivon'ny vondrom-piarahamonina tantsaha, amin'ny sehatra ny fambolena sy fahasalamàna

03 Jona 2018