Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Oktobra, 2009
Arzantina: Lany ny lalàna vaovao hifehy ny Media
Nolanian'ny Loholona Arzantina ny lalàana vaovao hifehy ny media mampiasa haino aman-jery, izay ahitàna fepetra vaovao maromaro momba ny Onjam-peo, ny cable, ny fampielezam-peo sy fahitalavitra avy amin'ny satelita.
Sina: Fibahànana ireo rindrambaiko natao ho an'ny sarambabe ao amin'ny Twitter
Tanatin'ny andro maromaro izao, nitatitra ireo Sinoa mpampiasa twitter fa nobahanan'ny sivana Sinoa ny ankamaroan'ireo rindrambaiko natao ho an'ny sarambabe ao amin'ny Twitter. Hatrany amin'ny fiandohan'ity taona ity izay nandidiana...