Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Febroary, 2024
Mandefa fanampiana na miresaka amin'ny fianakavianao: Zava-tsarotra ho an'ireo Yemenita-Kanadiàna

Nasian'ireo manampahefana ao Yemen teritery ny sasany amin'ireo zavatra azo ampiasaina ao amin'ny WhatsApp, isan'izany ny fahafahana miantso miresaka amin'ny feo.
Global Voices, mitady Tale hisahana Fitantanana sy Fampandehanan-dRaharaha
Ny Tale hisahana Fitantanana sy Fampandehanan-dRaharaha dia hanara-maso ny fampandehanana tsara ny fikambanana, ireo fitantanana misy ambana ara-bola, mikarakara ny rafitra ara-bola, ary hanohana ireo tetikasa mba hahavaly ireo zava-takiana ara-teknikan'ny fanohanana ara-bola ary ny fifanarahana asa.
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #10
Ato anatin'ny “An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: ilay teny frantsay hoe 'Made in France', ny japôney hoe クーデター sy ny プレゼント