Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Mey, 2020
Uyghur mpiaro zon'olombelona i Dilnur Reyhan, malahelo fa tsy misy firaisankina ny samy silamo
Nanakona ny mason'ireo olompirenena silamo tsotra ny fankahalàna ireo tandrefana eny anivon'ireo vahoaka silamo, ka tonga hatramin'izao fandàvana ny hino izay rehetra vaovao avy amin'ny media tandrefana izao, na ohatra aza ka ireo toby fanibohana miozolmàna no resahana
Afghanistana, tsy afa-bela amin'ny ady na dia ny zaza vao teraka any amin'ny hôpitaly aza
Tao Afghanistàna, maty novonoin'ireo mpanao aza fampihorohoroana ireo zaza menavava sy ny reniny, tao amin'ny toerana iray fampiterahana ao Kaboul. Ny vondrompiarahamonina shiita Hazara manokana no tena nokendren'ireo fanafihana ireo.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Zubair Torwali, mpikatroka ho an'ny fiteny Torwali
Fantaro mismisy kokoa i Zubair Torwali, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 -12 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Torwali ao Pakistàna
Antsafa nifanaovana tamin'i Isela Xospa, mpikatroka an-tserasera ho an'ny fiteny Náhuatl
Fantaro misimisy kokoa i Isela Xospa. Izy no mampiantrano ny kaonty twitter @ActLenguas ny 27 Aprily - 3 May 2020 sy hilaza amintsika ny asany miaraka amin'ny fiteny Náhuatl.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpikatroka ho an'ny fiteny Santali
Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 13 - 19 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Santali, ifampiresahana ao India, Bangladesh ary Nepal.
Taorian'ny fisintonana amin'ny ampahany tamin'ny sata afrikàna momba ny zon'olombelona, nihemotra ny demaokrasia ao Benin
Benin, nizaka ny fitsingidinana henjana indrindra - very toerana 17 tao anatin'ny Fandaharana erantany momba ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety taorian'ny nisintahany tsy ho ao anatin'ilay antontan-taratasy fanalahidin'ny Sata Afrikàna momba ny Zon'Olombelona sy ny Vahoaka,
Ny fomba nataon'i ISIS nametrahany ny dindo maintiny tao Siria
Raha mitàna andraikitra amin'ny niroboroboan'ny ISIS i Siria, mbola ilay firenena ihany koa no mizaka ny vesatry ny herisetra ataon'ilay vondrona, hoy i Marcell Shehwaro.