Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Septambra, 2019
Tatitry ny mpisera (Netizen Report) : Henjehin'i Shina amin'ny sivana mitsitapitapy ireo mpampiasa aterineto

Ao anatin'ity tatitra isankerinandro ity, resahana i Shina, ireo Iraniàna mpampiasa Facebook mety hizaka sazy mavesatra any am-ponja, i Google miverina amin'ny fanapahankeviny momba ilay politikan'ny maripamantarana ary sehatra maro isankarazany ao anaty fiarahamonina mitambatra any Tiorkia mba hanohitra ny sivana.
Fantaro i Mangu Purty, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17 – 23 Septambra 2019

Vakio ny fanontaniana sy valiny niarahana tamin'i Mangu Purty, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 17- 23 Septambra 2019. Hozarainy amintsika ny ezaka ataony momba ny tetikasa Ho Wikimedia.
Fantaro i Candace Kaleimamoowahinekapu Galla, mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @NativeLangsTech ny 19 – 25 Septambra

Fantaro misimisy kokoa i Candace Kaleimamoowahinekapu Galla, mpampiantrano ny kaonty Twitter-n'ny @NativeLangsTech ny 19-25 Septambra, 2019. Ho zarainy amintsika ny fomba fijeriny ny hoavin'ny fiteny ʻŌlelo Hawaiʻi (fiteny Hawaiian ).
Fantaro i Ramjit Tudu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 3 – 9 Sep 2019

Vakio ity Fanontaniana sy Valiny ity, niarahana tamin'i Ramjit Tudu, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 3 - 9 Septambra 2019. Hizara ny ezaka ataony ho fametrahana ny fiteny Santali ho ao anatin'ny tontolo nomerika izy.