Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Marsa, 2020
Andro Fahatsiarovana Erantany ilay Famonoana Faobe : Auschwitz an-tsary
Navadiky ny tahiry an-tambajotra "Znaci.net" ho nomerika ireo saripika marobe tao Auschwitz avy amin'ireo tranombakoka isankarazany tao Yogoslavia fahiny. Izy ireny no milaza ny tantara, ankoatra ireo zavatra hafa, momba ny fianakaviana Mandić, gadra avy any Kroasia.
Shina: Tsy maintsy fanondranana tany tsy fahita firy sa tsia ?
Miaraka amin'ny fitomboan'ny fihetsehampo miaro tanindrazana, betsaka amin'ireo shinoa ao amin'ny tanibe no mankasitraka ny fameperana nataon'ny governemanta amin'ny fanondranana ireo tany tsy fahita firy
Arahabaina ny namana vaovao mpamoaka lahatsoratra amin'ny fiteny espaniôla ato amintsika

Tongasoa ny namantsika vaovao, Melissa Vida, toniandahatsoratry ny fiteny espaniôla ao Amerika Latina!
Torolalana omen'ny Global Voices momba ilay valanaretina erantany coronavirus/Covid-19

Fijery sy torolàlana omen'ny Global Voices manoloana ny valanaretina Coronavirus/Covid-19
Lalao Olaimpika, sambany nandefa “gymnaste” i Trinité-et-Tobago saingy tsy ilay noeritreretinao
Namotika ny nofinofy olaimpikan'i Thema Williams ny fanambaràna vao haingana nataon'ny Kaomity Olaimpika ao Trinité-sy-Tobago.