avylavitra · Janoary, 2010

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Janoary, 2010

Avatar: Momba sa manohitra ny zon'ireo Indizena?

Miresaka momba ny lohahevitra ao anatin'ilay sarimihetsika Avatar niaka-daza maneran-tany, novokarin'i James Cameron ny mpitoraka blaogy maro. Manavakavaka ve izy ity amin'ny fomba famaritany ny foko indizena iray avy any ivelan'ny tany?

28 Janoary 2010

Japana: Aelezo ny hafatra, adikao

Tafatafa an-tsary [en] niarahana tamin'i   Kyo Kageura, lehiben'ny tetikasa Minna no Honyaku (みんなの翻訳, fandikan-teny ho an'ny rehetra, Translation for all) [ja], sehatra iray ho fandikana teny hanampy  ireo  ONG [Fikambanana...

02 Janoary 2010