Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Septambra, 2023
Ho avy amin'ny Ôktôbra—Tafatafan'ny Vondrom-piarahamonina Global Voices !
Ny 3 Ôktôbra no ho atao ny Tafatafa Voalohan'ny Vondrompiarahamonina. Tsy andry ny hahita anareo ahy !
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #06
Ato anatin'ny fizaràna ataonay “An'ny voambolana ny fitenenana- Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto : ny nouba, "Bienvenue" fitny frantsay kanadiàna ary ny sapologie.
Onjampeo, ampiasaina ho fitaovana fampitomboana fahalalàna sy fampiroborobona ny fiteny Tseltal
Julio Cesar López Gómez, mpiteny ny fiteny Bats'il K'op (Tseltal), dia mampianatra amina atrikasa iray ho an'ny ankizy, mandika teny sy mamorona votoaty amina haino-vaky-jery. Fantaro ny tantarany, ampahany amin'ny Fandaharanasa 2023 amin'ny Fikatrohana Nomerika hoa n'ny fiteny Mayan
Ao Ghana, tsy vitan'ireo vehivavy intsony ny mamahana ny zanany mandritra ilay enim-bolana voalohany
...Tsy fanapahankevitra tsotra fotsiny ny fampinonoan-dreny; io no iray amin'ireo petrabola tena fetsifetsy indrindra azon'ny firenena iray idirana mba hananganany ny firoboroboany amin'ny hoavy.
Taratasim-baovaon'ny RV : Fihaonan'ny Wikimedia amin'ny Fiteny Ganeàna, sy ny fikatrohana nomerika ho an'ny fiteny manerana ny tany
Fitaovana nomerika ho fikatrohana ho an'ny fiteny, ny tontolon'ny asa fanaovana gazety - izany rehetra izany mitambatra anaty laharana iray
Nilazàna ny governemanta maleziàna mba hampitsahatra ny filalaovana ny ‘Big Brother’ amin'ny media
"Ny tena mampanahy dia ny zavamisy hoe tatitra fotsiny sy ampahan-kevitra lazaina fa manakiana ny governemanta ny ankamaroan'ireo votoaty tondroina ho 'manafintohina"