Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Febroary, 2023
Shakira : sary iray famantarana tsy nampoizina ho an'ny feminisma ve?
Shakira dia endrika maneho ny lasitra iray maha-vehivavy mikatsaka fahamboniana ary maneho ireo fifanoherana noforonina sy aseho eny amin'ny vatany
Tsy hangina intsony: tonga hatrany an-kianja filalaovana baolina kitra ny ny tsikera momba ny fandraisana an-tànana ny horohorontany tao Tiorkia
Nikarakara hetsika ny klioba ho fahatsiarovana ireo ankizy rehetra namoy ny ainy nandritra ilay horohorontany, miaraka amin'ny fikasàna hanolotra kilalao ho an'ireo fianakaviana nafindra toerana sy sisimpaty tamin'ilay loza voajanahary.
Ao Nizera, mihoatra ny antsasa-manilan'ireo ankizy no tsy manana sora-piankohonana
Noho ny tsy fisian'ny sampan-draharaha mpirakitra fahaterahana eny ambanivohitra, efa ho ny antsasaky ny ankizy ao Nizera no tsy voasoratra eo am-pahaterahana
Avy amin'ny embona mankany amin'ny fikitihana ‘tandroka,’ ahitana lahakira “super soca” ny Fetiben'i Trinidad & Tobago
Herinandro latsaka alohan'ny Fetiben'i Trinidad&Tobago, misarika fihetsehampo isankarazany ny hira famantarana ilay fetibe.
Manàla valo taona amin'ny fahelàna velona ao Bangladesh ny fahalotoana mampididoza eny amin'ny rivotra
Volana nahatsiravina ho an'ireo mponina ao Dhaka, renivohitr'i Bangladesh, iny Janoary iny, satria tena nampidi-doza ny kalitaon'ny rivotra, nandritra ny sivy andro.
Zeorzia : ny COVID-19 ve no niteraka ny krizim-pinoana ao anivon'ny eglizy ôrtôdôksa?
Raha nanohy ny fikarakaràna fotoam-pivavahana ihany ny eglizy ôrtôdôksa zeorziàna nandritra ny fihibohana, ireo manenjika azy kosa manambara fisiana krizim-pinoana any anatin'ireo fifandraisan'ny eglizy amin'ny fanjakàna
Fantaro i Jean de Dieu Sovon
GV : Afaka ambaranao aminay ve ny momba anao ? Iza marina moa i Jean de Dieu Sovon ? Jean de Dieu Sovon (JDS) : Ao anatin'ny sora-pahaterahana dia Kosssi Agbéko Sovon no...
Fantaro i Guillaume Cottin
GV : Afaka ambaranao aminay ve ny momba anao ? Iza marina moa i Guillaume Cottin ? Izaho no Guillaume, 24 taona ary somary malala-tsaina ihany (raha ny fihevitro XD). Miasa ao...
MLI – Loharanom-pampianarana ny fahaizana mamaky media sy vaovao amin'ny fiteny indizeny ho an'ny faritra Gran Chaco ao Bôlivia
Amin'ny famoronana rakipeo fohy amin'ny fiteny Guaraní sy Weenhayek, dia afaka ataon'ireo vondrompiarahamonina indizeny ny mahazo mora foana ireo loharanom-pampianarana ny fahaizana mamaky media miresaka fiovàn'ny toetrandro ao amin'ny faritra Gran Chaco ao Bôlivia