Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

avylavitra · Avrily, 2009

imailaka avylavitra

Lahatsoratra farany an'i avylavitra tamin'ny Avrily, 2009

D.R.kongo: Fahatezerana amin'ny fanadihadian’I Kabila ao amin’ny New York Times

Nandefa tsikera ho an'ny  filoha Kongoley Joseph Kabila tamin'ny fanadihadiana azy tao amin'ny New York Times ny tontolon'ny blaogy Kongoley .  tao anatin'izany i Kabila dia  niresaka momba an'ny Rwanda, ny AFRICOM, ny famatsiam-bola sinoa, ary ny fitiavany ny moto. Niresaka momba ny fahasarotan'ny fahitàna fanampiana tsara ihany koa izy;...

Tsy faly i Sina

Song Qianga (中國可以說不), iray amin’ireo mpanoratra be mpividy indrindra tamin'ny 1996 Afaka miteny Tsia i Sina(中國可以說不), dia namoaka boky vaovao, Tsy faly i  Sina (中國不高興), miaraka amina mpanoratra malaza hafa. Ny boky voalohany dia nivoaka taorinan’ny fandarohana baomba ny kaonsily jeneralin’ny Sina tany Yougoslavie nataon'ny OTAN izay nampisafoaka ny mponina...