Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Mey, 2016
Indoneziana Mandrehitra Labozia Sy Mitaky Ny Rariny Ho An'Ireo Tanora Maty Niharan'ny Fanolanana
"Nalahelo avokoa isika rehetra tamin'ilay namoizana an'i YY tamin'ny fomba mahatsiravina. Tsy maintsy samborina ireo nanatanteraka izany ary hahazo ny sazy faratampony. Tsy maintsy arovana amin'ny herisetra ny zaza amam-behivavy"
Nipoitra Avy Amin'ny Tantaram-Pahoriana Tao Tajikistan Ny Fanantenana
Nahilikilika teo amin'ny fiarahamonina ary latsaka tanaty fahantrana i Dilbar Gurgova rehefa voatazona sy voarohirohy tamin'ny ekstremisma ny vadiny. Nanampy azy haingana ny mpiray tanindrazana ao Rosia.
#JusticeforJisha (Ny rariny ho an'i Jisha): Manohitra Ny Fanolanana Sy Ny Famonoana Ilay Dalit Vehivavy i India
"#JusticeForJisha Tadiavo ny meloka. Atsaharo ny toe-tsaina manome tsiny ny niharam-boina. Atsaharo ny famelomana ny kolontsaina fanolanana."
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices Podcast: Ireo Mpiaro
Amin'ity herinandro ity izahay hitondra anao any Kambodza, Syria, Tajikistan, Gambia ary Kolombia
Mampiseho Ny Fivoaran'ny Vehivavy Mpiadin'ny Firenena Araka Ny Vanim-Potoana Ny Minisiteran'ny Fiarovam-Pirenena Ao Kazakhstan
Niainga tamin'ny mpifindrafindra monina nitondra sabatra ka tonga ho amin'ny kômandô mirongo basy mamahan-tena, nanao ny anjara asany tamin'ny fiarovana ny sisintanin'ny firenena ny vehivavy .
Na Eo Aza Ny Fomban-drazana Sy Ny Dinam-piarahamonina, Mitàna Ny Ejiptiana Eo Amin'ny Sehatra Fandihizana Ny Salsa
Minoa na tsia, fa manana iraisana kokoa noho ny zavakanto sy kolontsaina tranainy sy ny fananganana piramida i Amerika Latina sy i Ejipta.