Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Janoary, 2017
Nanolotra Ny Lehiben'ny Zava-mahadomelina ho ‘Fanomezana Fanaovam-beloma Farany’ an'i Obama i Meksika
Nalaza tao Meksika ny Fampodiana ilay mpanao heoka bevava "El Chapo" Guzman ho any Etazonia , izay nolazaina fa "fanomezana fanaovam-beloma farany" ho an'i Barack Obama.
Lavin'i Rosia Ny Fanangonambola Ataon'ny Isam-batanolona Hanohanana Politika

Nakaton'ilay dika mitovy amin'ny PayPal ao Rosia ny famindràna vola ataon'olontsotra ho an'ny resaka politika—fanapahankevitra iray hanimba ny mpirotsaka ho filohampirenena hifaninana amin'i Putin amin'ny 2018.
Zanaka Lahin'ny Filoha Tajik, 29 Taona, Lasa Ben'ny Tanànan'ny Renivohitra
"Jeneraly 29 taona, mpiady amin'ny kolikoly, [Rustam Emomali] vao lasa ben'ny tanànan'i Dushanbe. Ary inona no mba vitanao?"
Oscar López Rivera, Gadra Politika Voatazona Ela Indrindra Tao Puerto Rico, Nahazo Famelan-tsazy Avy Amin'ny Filoha Obama
Tsy eo noho eo anefa ny famotsorana an'i López Rivera.