Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Marsa, 2017
Korontana tao Batoumi (Zeorzia) : Tsy Tantaranà Sazim-Piantsonana Fotsiny
Bitsihan'ireo mpampiasa amin'ny alàlan'ny tenifototra #BatumiRiots (korontana ao Batoumi) ilay hetsika.
Nodimandry Ingahy Derek Walcott ‘Iray Amin'Ireo Poeta Andrarezina’ Rehefa Avy Nametraka ny Maha-Karaibeana Tao An-tsaintsika
"Nampiseho i [Walcott] fa mety ho toerana tsara tarehy manan-tantara sy manana ny dikany maha izy azy na dia ny tanànakely ao amin'ny nosy kely eny an-tsisin'izao tontolo izao aza ."
Misaona an'i Lazarova, Mpihira Nentin-drazana, Izay Nanome Aingam-panahy Ho An'ny Mpikatroka ny Nanjò Azy, ny Makedoniana
Nanjary tantaran'ny fikatrohana nomeraka tao Makedonia i Vanja Lazarova, izay namoy ny ainy tamin'ny Alahady 12 Marsa tao Skopje teo amin'ny faha-86 taonany.
Mampatahotra an'ireo Vitsy An'isa Any Eoropa ny Fifanandrinana Ara-diplaomatika Misy eo Amin'i Torkia sy i Holandy #TulipCrisis
Famoriam-bahoaka, famoretana sy fifanadrinana ara-diplomatika manome vahana ny tombontsoan'ny mpanao politika nasionalista ao amin'ny firenena roa tonta .
Governemanta Ao Azerbaijana: Raharaham-Pianakaviana!
Notendren'ny Filoha Ilham Aliyev ho filoha lefitra ny vadiny. Ary mba inona no nomen'ny olon-tianao ho anao?
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...