Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Oktobra, 2021
Mankalaza ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Yoga, fomban-drazana Indiana fahiny, ny olona manerana izao tontolo izao
"Firenena maro izay tsy mahalala ny fiteninay, ny fomban-drazanay na ny kolontsainay, no mifandray amin'i India ankehitriny amin'ny alàlan'ny Yoga. Mampifandray ny vatana sy ny saina ary ny fanahy ny yoga."