Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Septambra, 2017

21 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain (04/06/06)

Tsenan'ny aterineto: Na ianao mandray, na ianao miala, izay ilay tolotra, indrindra fa ilay orinasa irery ihany no manao ampihimamba ny tsenan'ny aterineto eto an-toerana.

19 Septambra 2017

Nidina An-dalambe Ireo Indiana An'arivony Mitady Ny Rariny Momba Ny Famonoana Ilay Mpanao Gazety Gauri Lankesh

"Tsy dia fahita firy ny fotoanan'ny fampihorohoroana novolena sy niniana natao ary ny fankahalàna tahaka izao. Mijoro manohitra ny milina fankahalàna lehibe indrindra isika."

Fitroarana sy Tahotra Tao Timor Atsinanana

Fanararaotana isian'ny korontana fotsiny ve?

18 Septambra 2017

Manadihady  Ny Andiana Famonoan'olona Mikendry Ireo Vehivavy Ny Polisy Ogandey

Tena mampalahelo fa tsy tratrantsika ilay olona tena ahiana. Tena mampihoron-koditra sy mahamenatra ho antsika rehetra izay mahita azy ireo ny fomba namonoana ny sasany tamin'ireo vehivavy .

17 Septambra 2017

Ny Herinandro Tao Bahrain

Nifarana tamin'ny fanamarihana mampalahelo tao Bahrain ny herinandro, noho ny loza nahazo ireo olona an-jatony izay namoy havana sy namana akaiky raha nilentika tao amin'ny reniranon'ny Fanjakana ny sambo iray tamin'ny Alakamisy.

12 Septambra 2017

Bilaogera Saodiana Naneho Hevitra Mikasika Ny Fisamborana Ilay Mpanoratra

Araka ireo bilaogy sy fifanakalozan-kevitra Saodiana maro, nosamborin'ny manampahefana Saodiana ilay manam-pahaizana Islamika Dr. Mohsen Al-Awaji,  taorian'ny famoahany lahatsoratra tao amin'ny tranonkala, izay nanakianany an'i Ghazi Al-Gosaibi, minisitry ny asa.

11 Septambra 2017

Bilaogy Libiana: Tony Blair, Voanketsihetsy, Dona sy Tahotra ary Andro Tena Mafana

Tsy liana amin'ny lafin'ny dian'i Blair ihany ilay bilaogera Highlander, fa liana amin'ny zava-nisy nitsidihana ny fianakavian'ireo ankizy Libiana voan'ny aretina SIDA koa.

07 Septambra 2017

Rivodoza Irma, Mamely Sahady an'i Porto Riko Efa Ianjadian'ny Fahasahiranana

Mizaka ny tsy eran'ny ainy vokatry ny fandalovan'ilay rivodoza Irma i Porto Riko, nosy iray efa ravaravan'ny fahasahiranana ara-toekarena sy politika rahateo.