Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Febroary, 2020
India, niteraka adihevitra momba ny rafitry ny fitsaràna ny namonoana tsy nandalo fitsaràna ireo efatra voampanga ho nanolana
Marobe no nitehaka ny polisy ao Hyderabad noho ny nakàny ny toeran'ny mpitsara sy mpanapa-doha.
Taorian'ny fipoahana fiarabe iray nahafaty olona, resahana ao Pero ny fiarovana an-dalambe sy ny fepetra momba ny asa
Andro vitsy talohan'ny fifidianana solombavambahoaka tao Pero, nisy loza mahatsiravina azo nosorohana tsara nefa niteraka hatezerana sy nanamafy ny firaisankinan'ny vahoaka.