Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Aogositra, 2019
Palestina: Niteraka fanehoan-kevitra teo amin'ireo bilaogera ny daroka an'habakabaka Israeliana (2008)
Taorian'ny fiafaràn'ny fampitsaharana ady teo amin'i Israely sy ny Hamas, dia nitombo ny herisetra sy ny fifandonana teo amin'i Israely sy i Gaza. Namely an'i Gaza i Isiraely tamin'ny daroka an'habakabaka nahafatesana 210 ary mihamitombo izany isan'ny maty ao Gaza izany.