Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Septambra, 2020

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Septambra, 2020

Taorian'ny firaketana an-tsoratra momba ny fakàna tany tao anatin'ny toerana natao ho azy ireo, 18 ireo tompontany mpitarika sy mainty hoditra naiditra am-ponja ao Nikaragoà

Nanomboka tamin'ny 2015, ireo Kriol sy Rama nampiana-tena ho mpiambina ala no manara-maso ny fandripahana ala sy fakàna an-kery ny tany ao anatin'ilay valanjavaboary biolojika.

Hackathon aorian'ny krizy: Niray hina hanomana tontolo aorian'ny COVID-19 ny FTMF Ekoadaoreana

Olona miisa 550 mahery no nisoratra anarana hanao hackathon mba hitady vahaolana ho an'ny hoavin'ny Ekoadaoro aorian'ny COVID-19.