Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Novambra, 2018
Taorian'ny fanafihana mihoson-drà nihatra tamin'ilay mpitarika mpanohitra, maneho tahotra mankany amin'ny fasisma ny fitsikerana ny fitondrana Serba
Hiady isika mba hiantohana an'i Serbia tsy hijanona ho firenena feno akanjo mihoso-drà, na firenena handatsahana ny ràn'ireo izay tsy mitovy hevitra amin'ny fitondrana . "
/ Pakistana: Fialofana ho an'ireo tra-boina noho ny horohorontany
Pakistana: Fialofana ho an'ireo tra-boina noho ny horohorontany. Tanterahan'ny vondrona mpinamana vitsivitsy manerana an'i Pakistana, Etazonia sy Royaume-Uni ity hetsika fisantarana ity
India, Pakistana: Nosokafana Mba Hanampiana Ireo Tra-boina Tamin'ny Horohorontany Ny Sisintany ao Kashmir
India, Pakistana: Nosokafana Mba Hanampiana Ireo Tra-boina Tamin'ny Horohorontany Ny Sisintany ao Kashmir
Ity herinandro ity tao Israely: androm-pifidianana androany – marsa 2006
Nandeha tany amin'ny biraom-pifidianana ny Israeliana androany mba hifidy governemanta vaovao. Nitabataba ny fampahalalam-baovao nanomboka tamin'ny 10 maraina fa ambany dia ambany ny tahan'ny fandraisana anjara, na dia tsy mikatona raha tsy tamin'ny 10 alina aza ny birao fandatsaha-bato.
Pakistana: Fampifandrifiana mihetsiketsika ataon'ny Google Earth – Nampahafantarina ny Daholobe
Pakistana: Fampifandrifiana mihetsiketsika ataon'ny Google Earth – Nampahafantarina ny Daholobe
Pakistana: Fahasimban'ireo Fotodrafitrasa Nokleary Ao Pakistana Noho Ny Horohorontany
Pakistana: Fahasimban'ireo Fotodrafitrasa Nokleary Ao Pakistana Noho Ny Horohorontany [...] natambatr'i Pakistana ho toerana iray ny mponina eny an-toerana tamin'ny fametrahana lalàna tsy fahazoana mivezivezy, sy tamin'ny fandrarana ny fitsirihana iraisampirenena ireo toerana niharan'ilay loza mahatsiravina.
Fanavaozana mikasika ilay Rivodoza Stan avy amin'i Oscar Mota
Vao nifandray mivantana tamin'i Oscar Mota mihitsy aho izao, izay nandrakotra ny faharavàna nateraky ny rivodoza Stan tao Goatemala, tao DesdeGuate.com avy tao an-tranony tao Guatemala City. Sombiny voadika tamin'ny resaka nifanaovanay avokoa ity lahatsoratra ity.
Daroka Baomba, Daroka Baomba Inona?
Nisefosefo noho ny fiandrasana anaty horohoro i Londona, ary dia niara-nisento ny olona rehefa tsy nahomby indray ny fikasàna efatra andaroka baomba androany.
Iran: Voasambotra ireo Mpanohana an'i Akbar Ganji, Isan'izany ireo Bilaogera
Notanan'ny Hery Mpampihatra Lalàna sy lehilahy manao akanjo tsotra ary nentina tany aminà toerana tsy fantatra ny sasany tamin'ireo tanora nankao amin'ny Hôpitaly Milad taorian'ny antson'ireo bilaogera hanehoana ny firahalahiana amin'i Akbar Ganji.
Tezitra noho ny famonoana mpanao gazety ireo bilaogera Libaney
Namoy ny ainy androany tamin'ny baomba nipoaka tanaty fiara tao Beirota ilay mpanao gazety sady mpanao politika anti-Syriana malaza.