Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Marsa, 2010
Trinite sy Tobago: Vita ny vola
“Nanoaka aho halina raha nahare tamin'ny vaovao navoakan'ny televiziona rehetra misy eto an-toerana nitatitra ny nanafihan'ny polisy, malaza amin'ny fankatoavana ny lehibeny tsy azo anaovana kolikoly, ny biraon'ny UDeCOTT, ny...
Shina sy Google: Raha hifandao isika izao
Ho tohin'ny fanakatonan‘ny Google ao amin'ny tanibe androany maraina ao amin'ny mili-karoka Google.cn, izay mamindra ny rohy ho an'ny amin'ny setriny miorina any Hong Kong, dia nirotsaka nankany foiben'ny Google ao...
Thailandy: Miala any ny menalamba
Manam-pikasana ny hanomboka filaharambem-panoherana any Bangkok any Thailandy manomboka ny 12 marsa io ny United Front of Democracy Against Dictatorship (UDD) na Manda Mivondrona ho amin'ny Demaokrasia manohitra ny Didy...
Irak: Androm-pifidianana ao @ Twitter
Sary tsy hitan'ny hafa tany #iraq10 tao anaty biraom-pifidianana ao #Baghdad: www.mict-international.org/1a.jpg Fifidianana ny any Iràka ka heniky ny vaovao farany momba izany ny tontolon'ny Twitter hatry ny maraina. Raha...
Chili: Ny takaitra navelan'ny horohorontanin'ny taona 1960 tany Valdivia
Dimampolo taona lasa izay no nisian'ny horohorotany lehibe indrindra voasotra an-tantara, nanozongozona ny tanànan'i Valdivia any Chile. Nijanona na'reitreritry ny maro ny lova navelan'iny horohorontany iny teo amin'ny tantaran'i Chile, anisan'izany ireo mpampiasa Twitter maro any amin'io tanàna io.