Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Febroary, 2017

Tampoka teo Dia Tadiavin'ny Mpanivana ao Rosia Ho Fantatra Bebe Kokoa ny Momba ireo Fantsona Telegram

Niaraka tamin'ny fanampian'ny hetsika politika iray natombok'i Poutine, nanao fivoriana nikatom-baravarana niaraka tamin'ireo mpanoratra marobe avy amin'ireo fantsona Telegram ilay mpanivana federaly ao Rosia, Roskomnadzor. Tsy misy mahalala izay antony, na iray aza.

Okrainiana Roa Voasazy Dimy Taona Am-Ponja Noho Ny Fanohanana Ny Fisintahana Ao Amin'ny Media Sosialy

Nosazian'ny fitsarana ao an-tanànan'i Sloviansk ny lehilahy roa noho ny fandrahonana ny filaminam-pirenena ao Okraina.

Hoy Ny Minisitry ny Fanabeazana Ao India Hoe ny Ombivavy no Hany Biby Mifoka Sady Mamoaka Oksizena

"Rahoviana vao hifarana ity tsy misy fotony ity? Sa tsy hifarana mihitsy? Toa mampihomehy noho ny teo aloha avokoa izay fanambarana rehetra. [..] ."

Polisy Rosiana, Very Fomba Iray Tsotra Hamandrihana ireo Mahery Fihetsika Amin'ny Aterineto

Tamin'nyTalata 24 Janoary, raha nanitsy ny iray amin'ireo tefiny momba ny fiainana manokana, nampihena be ny isan'ny sary nozaraina ho azon'ny rehetra jerena hita tany anaty pejy manokana ny Vkontakte. Tamin'ny talata, raha nanitsy ny iray amin'ireo tefy momba ny fiainana manokana, ny tambajotra sosialy Vkontakte nampihena be ny isan'ny...