Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Jona, 2008
Vovonàna GV : Tena lafatra ny andro voalohany !
Raha izay fahitanay azy dia tena lafatra ny andro voalohan'ny vovonàna 2008-n'ny Global Voices izay tanterahina any Bodàpestà, any Hôngria (mazava ho azy fa tsy arakay maso daholo izay antsipirihan'ny...
Shhh… Nisokatra ny vovonàna 2008-n'ny Global Voices Citizen Media
Raha somary nangingina ny sehatry ny Global Voices izay “indroandroa andro” lasa izay dia satria notaterinay aty Bodàpestà, Hôngria ny 80 amin'ireo mpandrindra, mpanoratra sy mpandikateny hanatrika ny vovonàna miaksika...
Libanona: Fitsidihana tampoka nataon’i Condoleezza Rice
Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory...
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona ka maty tan-tanety
[SASIN-TENY AVY AMIN'NY MPANDIKATENY : Araky ny fanamarihan'ny namana Jentilisa dia Feso no dikantenin'ny dauphin. Mba hahatsotra ny famakiana ny lahatsoratra anefa dia ny teny Trozona (trondro vaventy be) izay nadika...