Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Febroary, 2019
Korontana Tao Addis : Mitatitra Ireo Blaogera sy Mpanao Gazety Any an-Toerana
Tanatin'ny telo andro izao no niaina tanteraka tanaty herisetra i Addis Abeba, satria namaly ny tora-bato natao taminy tamin'ny alalan'ny fitifirana basy ireo polisy sy ireo tafika mitam-piadiana mahery vaika. Maherin'ny telopolo no voalaza fa namoy ny ainy. Nabaribarin'ireo bilaogera sy mpanao gazety tao an-toerana ho an'izao tontolo izao tamin'ny...
Blaogera Ejiptiana Iray Misongadina Sy Mpikatroka Maromaro Hafa Voasambotra
[...] Ny famelezana farany nataon'ireo manampahefana ejiptiana dia nitondra nankany amin'ny famotehana ny fanohanan'ny vahoaka ny fitakian'ireo ejiptiana mpitsara mba hanana fahaleovantena tanteraka ny fahefam-pitsarana [...]
Misalasala hankato na tsia ny maha-filohan'i Venezoelà an'i Guaidó ireo firenena ao Karaiba
"Raha toa hamoritra an'i Venezoelà ireo hery ao amin'ny faritra, alaivo sary ao an-tsaina hoe iza no hizaka ny vokany ? Ireo firenena mpifanolo-bodirindrina."
Nipariaka nanerana ny firenena iray manontolo ny fihetsiketsehana tao Belgrade manohitra ny Filoha Serba Aleksander Vučić
Toy ny tamin'ny taompolo 1990 dia nivondrona ireo mpanohitra avy amin'ny elatra havia sy havanana ao amin'ny governemanta ankehitriny noho ny tahotra hiombonana amin’ny fironan’ny fitondrana mankany amin’ny jadona sy ny fasisma.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...