Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Septambra, 2007
Myanmar: Mifampitifitra ny miaramila
Nametraka rohy milaza ny vaovao avy any Myanmar i Yangon Thu (avy tamin'i Mizimma ao Birmanie na Myanmar ihany) fa misy mifampitifitra ny samy ao amin'ny tafika. Voalaza koa fa...
Myanmar vao hanakoako
Mampitandrina ny mpanao fihetsiketsehana hiala ny arabe ny governemanta ao Myanmar taorian’ny filaharambe tao Yangon omaly. Notarihan’ny mpitoka-monina ny fihetsiketsehana ary mitaky fahafahana sy fanafoanana ny fanondrotam-bidin’entana nolazaina tamin’ity volana...
Thailand: Fiaramanidina nianjera tao Phuket
Manoratra momba ilay fiaramanidina nianjera tao amin'ny seranan'i Phuket androany tolakandro ny mpitoraka blaogin'i Thailand. Phuket dia toerana fizahantany be olona tokoa ary tian'ny mpizahatany na avy any ivelany na...