· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Janoary, 2008

Mozambique: Nahasambotra kamiao nitondra ankizy maromaro ny polisy

  31 Janoary 2008

Ity resaka ity dia tohin'ny lahatsoratra efa navoakan'ny namana Tomavana eo ambanimbany eo. Vaovao farany navoakan'ny tontolom-bolongana, Carlos Serra [pt] no nitatitra fa nahatsikaritra kamiao (fiarabe re a!) nitondra ankizy miisa 40 anelanelan'ny 7 ka hatramin'ny 11 taona niainga avy any Nampula, Mozambique ny polisy ao Inchope. Azo inoana fa...

Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?

  30 Janoary 2008

French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy : La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les...

Kazakhstana : Mpanao gazety Alemàna nisy nanafika tany Astana

  23 Janoary 2008

Ben no mitatitra fa ny mpanao gazety Alemàna Marcus Bensmann dia naratra mafy rehefa avy notafihin'olona tany Astana, renivohitry Kazakhstana : Marcus Bensmann has made his name in the wake of the Andijan tragedy in Uzbekistan in 2005. He was one of the few journalists to witness the scenes on...