Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2021

Tantara mikasika ny Vaovao Mafana tamin'ny Avrily, 2021

Enjehin'ny manampahefana Rosiana ny fanaovan-gazetin'ny mpianatra amin'ny video iray fanazavana hetsi-panoherana

Antsoin'ny mpanohana ny DOXA ho "hagegena" ny vesatra atao azy ireo ary takiany ny "hampitsaharana avy hatrany ny fanenjehana rehetra amin'ny mpianatra."

Jordania : Manomboka manao YouTube ny mpanjakavavy

Nanatevin-daharana ny YouTubers ny mpanjakavavy Rania avy any Jordania ka tena nahafaly ireo bilaogera Jordaniana sy tany Afovoany Atsinanana. Nivoaka tao amin'ny YouTube ilay horonantsary, natokana ho an'ny lohahevitra momba ny fitsarana an-tendrony, nahitana 'ity hafatra manaraka ity:

Bilaogin'i Tibet 2008

(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2008) Ny 10 Martsa 2008, Tibetana an-jatony tao Lhassa no nanomboka nanao fihetsiketsehana nandritra ny faha-49 taonan'ny fikomiana Tibetana nanohitra ny fanjanahana Shinoa. Nosamborin'ny polisy ireo mpanao fihetsiketsehana ary nipoaka ny rotaka tao anatin'ny andro vitsivitsy. Naneho hevitra momba ny krizy ireo bilaogera avy amin'ny faritra...

‘Fipoahana voamarina” tao amin'ny volkano La Soufrière ao St. Vincent

Samy nisy famindran-toerana natao na an-tanety na an-dranomasina, miaraka amin'ireo faritany maromaro, ao anatin'izany i St. Lucia sy Barbados, izay manolotra handray ireo olona afindra toerana.