Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2018
“Tondroina hisolotena zaratany ny vehivavy, ka masina ny vehivavy noho izany”
"Manana anjara toerana lehibe tokoa izahay vehivavy Arhuaco."
“Eny, mozika, dihy, kolontsaina ny olona Afrikanina, fa mpamorona fahalalana ihany koa”
Tsy hita maso ny tolona nataon'ny vahoaka. Sady tsy voalaza no tsy voarakitra ny zavatra rehetra lazaina sy ataon'ny Vahoaka Afrikanina.
Meksika: Hanohy ny Asany ny Orinasam-Pifandraisan'ireo Vazimba Teratany — Hatreto Aloha

"Ho anay, ny tsy maintsy handoavana iray tapitrisa pesos dia mety hidika hoe tokony hatsahatray ny asa. [...] Misy ireo maka toerana mba hanohana ny matanjaka. Fa izahay kosa hanaraka ny làlana tena ilaina, amin'ny fanantenana hoe any am-parany any, dia homena lanja ny zon'ireo vahoaka sy vondrom-piarahamonina vazimba teratany"
Mibilaogy hatry ny fahazaza: Atrikasa bilaogy eny an-tsekoly
Ceibal Plan dia fandaharan'ny governemanta Orogoiana hanome solosaina OLPC ho an'ny ankizy 6 hatramin'ny 11 taona (miisa 350.000) any an-tsekoly. Ahitana fidirana aterineto amin'ny wifi any an-tsekoly sy ny toeram-bahoaka ny fotodrafitrasa vao avy navaozina.