Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy manangana sy mampiroborobo ny fanapariahana vaovaon-olotsotra amin-ny toerana mbola tsy mahatakatra aterineto loatra. ·

RSS

Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Febroary, 2018

Mampiroborobo ny Fahasamihafana Ara-piteny Antserasera Amin'ny Alalan'ny Fanamby Sary-sy-Soratra Amin'ny Tenindrazana 2018

  14 Febroary 2018

Manasa anareo handray anjara amin'ny Fanamby Meme Faharoa amin'ny Tenindrazana 2018 amin'ny alalan'ny famoronana meme mahatsikaiky na mampisaintsaina amin'ny fitenin-drazanao ao amin'ny aterineto. Manomboka amin'ny 14 febroary hatramin'ny 21 Febroary, manasa anareo handray anjara amin'ity fanentanana antserasera mahafinaritra ity ho fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Tenindrazana.