Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Desambra, 2014

Manamafy Indray Ny Teny Indizeny Yekuana Amin'ny Alalan'ny Fampahalalam-baovao Nomerika

Maro amin'ireo fiarahamonina indizeny Venezoeliana no mbola mampiasa ny tenin-drazan'izy ireo manokana, kanefa mety hisy fiantrakany ratsy amin'ny vako-pitenenan'izy ireo ny fampidirana kolontsaina vaovao. Nanangana tetikasa hamelona indray izany lovam-pitenenana izany amin'ny alalan'ny media sy ny teknolojiam-baovao sy ny fifandraisana ny vondrona mpitantana ara-kolontsaina.

12 Desambra 2014