Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Marsa, 2020

Tafa nifanaovana tamin'i Liz Julissa Camacho Zuñiga

  31 Marsa 2020

Resahan'ity lahatsoratra fampahafantarana ity ny momba an'i Liz Julissa Camacho Zuñiga, mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas mandritra ny herinandron'ny 2-8 Martsa 2020, ary momba ny asany mifandray amin'ny fiteny Quechua.

Miblaogy nofinofy : Fahasalamàna ara-tsaina sy vondrompiarahamonina salama

  04 Marsa 2020

Misy andianà mpikatroka te-hifantoka amin'ny fahasalamany ara-tsaina fa tsy ny aretin-tsaina, mba hisian'ny fomba fijery iray mitodika mankamin'ny vondrompiarahamonina, fa tsy ilay fanavankavahana sy fitsaratsarampoana mahazatra. "Meteza ho liana sy mifankahalàla amin'ny mpiray vodirindrina aminao", "aza odiana tsy hita izy, aza ampitahorina, ampio."