Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Avrily, 2021
Twitter @AsiaLangsOnline 2021
Araho ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline nandritra ny taona 2020 hamakiana ireo fomba fijery avy amin'ireo mpikatroka nomerika fiteny Aziatika momba ny asan'izy ireo amin'ny famelomana aina indray ny fiteniny.
Zava-dehibe hiarovana ny fiteny Nepalbhasa “‘tandindomin-doza tanteraka” ny fitaovana nomerika
Nitarika ny fananganana ny rakibolana an-tserasera izay misy iditra 30.000 eo ho eo ny ezaka nataon'ny vondrom-piarahamonina vao tsy ela akory izay, ka nahatonga azy io ho tahiry lehibe indrindra amin'ny lahatahiry amin'ny fiteny Nepalbhasa.
Twitter @DigiAfricanLang 2021
Araho ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang nandritra ny taona 2019 hamakiana ireo fomba fijery avy amin'ireo mpikatroka nomerika amin'ny fiteny Afrikana momba ny asan'izy ireo amin'ny famelomana aina ny fiteniny
Manentana ny taranaka vaovao miteny Bali amin'ny alàlan'ny superheroes sy wiki
"Ny fidirana tsy mitovy amin'ny tontolo nomerika no olana lehibe indrindra eto aminay. Mitombo hatrany ny mpisera aterineto, saingy tsy ny faritra rehetra ao Bali no manana fifandraisana amin'ny aterineto raha ny tena marina."
Tokony hisy ve ny endrika amin'ny fiteny Shona amin'ny Google sy tranonkala media sosialy? Eny hoy ity Zimbaboeana mpahay teknolojia ity
"Tokony ho lohalaharana amin'ny fikarohana sy famokarana ireo fitaovana ireo ireo mpiteny teratany satria mahatakatra tsara kokoa ny fiteny manokan'izy ireo."
Mandalina ny fifandraisan'ireo fiteny Afrikana sy ny zo nomerika ao amin'ny DRIF 2021
Araho ny Digital Rights & Inclusion (Zo Nomerika sy Fampidirana) ato amin'ny Rising Voices hiresahantsika amin'ireo mpikatroka nomerika fiteny Afrikana miisa efatra hamantarana ny fomba hiheverana ny fahasamihafana ara-pitenenana ao anatin'ny olan'ny zo nomerika.
Mikiry ho amin'ny ahitana ny fiteny Dagbani bebe kokoa an-jotra ny mpikatroka nomerika Ghaneana
Sadik Shahadu: "Sarotra ny fidirana amin'izy ireo na dia misy aza ny loharanom-baovao Dagbani ivelan'ny aterineto sy ny fitaovana ianarana any amin'ny ankamaroan'ny tranombokim-panjakana any amin'ny sekoly sasany any avaratra."