Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Jolay, 2020
Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'i Muhammad Zaman Sagar, mpikatroka ho an'ny fiteny Gawri
Fantaro misimisy kokoa i Muhammad Zaman Sagar, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 29 Jolay - 04 Aogositra 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Gawri (Kalami), ifampiresahana ao Pakistàna.
Fanontaniana&Valiny niarahana tamin'ny “Language Warriors PH”, tambajotranà mpandika teny ao Filipina
Ny Language Warriors PH no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 22-28 Jolay 2020. Fantaro ny asa fandikàna ataon'izy ireo amin'ireo votoaty momba ny fahasalamana mba ho amin'ireo fiteny isankarazany ao Filipina.
Antsafa niarahana tamin'i Gladys Camacho Rios, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Quechua
Fantaro misimisy kokoa i Gladys Camacho Rios. Izy no hampiantrano no kaonty Twitter @ActLenguas ny 22 -29 Jolay 2020 ary hiresaka amintsika momba ny asany ho an'ny fiteny Quechua.
Fifanakalozankevitra an-tserasera: Ny anjara asan'ny fikatrohana nomerika ho an'ny fiteny ato anatin'ny Taompolo hoavy natao ho an'ny fiteny teratany manerana izao tontolo izao
Manjohia anay amin'ilay andiany faha-2 amin'ny fifanakalozankevitra an-tserasera momba ny fikatrohana nomerika ho an'ny fiteny, hatao ny Alakamisy 30 Jolay 2020.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Lami’ Tsai-Wei Hung, mpikatroka ho an'ny fiteny Sakizaya
Fantaro misimisy kokoa i Lami’ Tsai-Wei Hung. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 15 - 21 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Sakizaya ampiasina ao Taiwan
Fifanakalozan-kevitra an-tserasera: Ahoana ny hoavin'ny fiteny indizeny amin'ny Aterineto eo amin'ny tontolon'ny valan'aretina COVID-19?
Filazana ny andiany voalohany amin'ny fifanakalozan-kevitra an-tserasera momba ny fikatrohana ny fiteny nomerika izay atao ny Alakamisy 16 Jolay 2020.
Indiana mpikatroka mamoaka ny gazetiboky antserasera voalohany amin'ny fiteny Santali
Mpikatroky ny fiteny avy ao amin'ny fanjakana Indiana iray ao Odisha no namoaka gazetiboky antserasera voalohany indrindra amin'ny fiteny Santali.
Fantaro i Nabil Berri, mpikatroka ny fiteny Acehnese
Fantaro i Nabil Berri, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 8-14 Jolay 2020. Hizara ny asany miaraka amin'ny fiteny Acehnese ampiasaina any Indonezia izy.
Antsafa niarahana tamin'i Jermani Ojeda Ludeña, mpikatroka nomerika ho an'ny fiteny Quechua
Fantaro misimisy kokoa i Jermani Ojeda Ludeña. Izy no hitantana ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 08 hatramin'ny 14 Jolay 2020 ary hiresaka momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Quechua.