Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Oktobra, 2014

Voromby Baikoan-Davitra Ao Amazonia Manaramaso Ny Tontolo Iainana

Taorian'ny fiofanana notarihin'ny vondrona Tushevs Aerials tamin'ny volana Aogositra 2014, nahita ireo mpitarika ny vazimba teratany (indizeny) avy ao amin'ny faritra Loreto sy Madre de Dios ao Però fa manana anjara toerana lehibe amin'ny fanaharamaso ireo loza mety handrahona ny tontolon'ny ala ny fiaramanidina baikoan-davitra (drôna).

12 Oktobra 2014