Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Septambra, 2019

Mamelana miaraka amin'ny tsoraka fanamarihan-takila ny Lingua Esperanto

Blaogim-Piarahamonina GV  16 Septambra 2019

Faly izahay mampiroborobo ny resaka eny an-toerana sy erantany , indrindra ao anatin'ny taona iray natao hankalazana ny fahasamihafana ara-teny sy ara-kolontsaina. Nananmboatra fanamarihan-takila azo volena izahay mba hanelezana ny feo momba ny Global Voices Esperanto sy hanampiana mba hitomboany amin'ny fomba maharitra tanteraka