Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2020
Antsafa niarahana tamin'i Mito Reyes, mpikatroka ho an'ny fiteny Ayöök (Mixe)
Fantaro mismisy kokoa i Jaime López Reyes, host of the @ActLenguas mpampiantrano ny kaonty Twitter @ActLenguas ny 4-10 May 2020, sy ny momba ny asa ataony ho an'ny fiteny Ayöök (Mixe).
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Biyanto Rebin, mpikatroka ho an'ny fiteny Javaney/Indoneziàna
Fantaro i Biyanto Rebin, mpampiantrano ny kaonty Twitterf @AsiaLangsOnline ny 27 May - 02 Jona 2020. Hozarainy amintsika ny asa ataony ho an'ny fiteny Indoeziàna sy Javaney, samy tenenina ao Indonezia
Resadresaka niarahana tamin'i Tumi Tanakyuwan, mpikatroka ny fiteny Thau
Fantaro ary i Tumi Tanakyuwan, ilay hitantana ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline mandritra ny 20-26 May 2020. Hizara ny asany amin'ny fiteny Thau izy, fiteny ampiasaina any Taiwan.
Momba ny Rising Voices
Mikendry ny hanitatra ny tombontsoa sy hanatratra ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra manerantany amin'ny alàlan'ny fampifandraisana ireo mpikatroky ny fampitam-baovao an-tserasera manerana izao tontolo izao ary hanohana ny hevitr'izy ireo tsara indrindra ny Rising Voices.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i Zubair Torwali, mpikatroka ho an'ny fiteny Torwali
Fantaro mismisy kokoa i Zubair Torwali, mpampiantrano ny kaonty Twitter @AsiaLangsOnline ny 6 -12 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Torwali ao Pakistàna
Antsafa nifanaovana tamin'i Isela Xospa, mpikatroka an-tserasera ho an'ny fiteny Náhuatl
Fantaro misimisy kokoa i Isela Xospa. Izy no mampiantrano ny kaonty twitter @ActLenguas ny 27 Aprily - 3 May 2020 sy hilaza amintsika ny asany miaraka amin'ny fiteny Náhuatl.
Fanontaniana&Valiny: Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpikatroka ho an'ny fiteny Santali
Fantaro i R. Ashwani Banjan Murmu, mpampiantrano ny kaonty twitter @AsiaLangsOnline ny 13 - 19 May 2020. Hozarainy amintsika ny asany ho an'ny fiteny Santali, ifampiresahana ao India, Bangladesh ary Nepal.
Antsafa niarahana tamin'i José Chuvé Mengarí, mpikatroka nomerika amin'ny fiteny Bésiro
Fantapantaro ny momba an'i José Chuvé, nampiatrano ny kaonty Twitter @ActLenguas tamin'ny 6-12 avrily 2020 sy ny momba ny asany amin'ny fiteny Bésiro.