Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Mey, 2023

Tsy misy olona adino: Mampiroborobo ny fiteny indizeny ao Ghana

  16 Mey 2023

Fantaro ny ezaka ataon'i Mohammed Kamal-Deen Fuseini, mpikatroka fiteny nomerika manolo-tena amin'ny fampiroboroboana ny fiteny indizeny ao Ghana. Amin'ny alàlan'ny tetikasa Wikimedia, izy no tompon-daka amin'ny fahitana ny fiteny Gurene amin'ny sehatra nomerika.

Fihaonan'ireo “Wikimedians” hankalaza ny fahamaroam-piteny ao Ghana

  10 Mey 2023

Ny fihaonan'ireo ghaneàna "Wikimedians" ho an'ny fiteny dia hamory ireo vondrom-piarahamonina isankarazany mba hankalazàna ny fahamaroam-piteny, hampiroboroboana ny fiarahamiasa sy ny fampiatiana ao anatin'ny tontolon'ny Wikimedia ao Ghana, ary asiana tsindrimpeo amin'izany ny fanilihana ny fanjanahana ny aterineto amin'ny alàlan'ireo votoaty avy ao an-toerana