Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Aogositra, 2015
Mety Ho An'ireo Fiteny Rehetra Any Azia Atsimo Ny Rindrambaiko OCR (Optical Character Recognition) An'ny Google
Mety aminà fiteny maherin'ny 248 eran'izao tontolo izao ny OCR an'ny Google, ka isan'ireo ny fiteny Aziatika Tatsimo be mpampiasa, ary mitondra ihany koa fanantenana hahafahana mandrakitra ho dizitaly, araka izay tratra, ireo lahatsoratra tranainy.
Mba Ho Hita Sy Haharitra Ny Kolontsaina Sy Fiteny Nomatsigenga Ao Pero
Ao antenaina ho lasitra iray amin'ny fitahirizana ireo fahendrena sy fahalalàn'ny indizena any Amerika Atsimo ny Tahiry Ara-Kolontsain'ny Fiteny Nomatsigenga.
Mifamatotra Indray Amin'ireo Vondrom-piarahamonina Niaviany Ireo Mpianatra Ao Amin'ny Anjerimanontolon'ny Teratany Aymara Ao Bolivia
Mitondra ny feon'ireo mpianatra Aymara avy ao amin'ny Anjerimanontolon'ny Teratany Túpac Katari ao Bolivia ho any amin'ny vohikala, ny tetikasa vaovaon'ny fanaovan-gazetin'olon-tsotra.
Fantaro ny Olombelon'i Kibera, Tanànan-tranobongo an-Tanandehibe Midadasika Indrindra eto Afrika
Tantara ao amin'ny sary ny fiainana sy ny zava-manahirana atrehin'ireo olona miaina ao amin'ny faritra be tranobongo midadasika indrindra an-tanandehibe eto Afrika.
Rios de Encontro
Cabelo Seco, Marabá, Brezila – Niditra Rising Voices tamin'ny 2014 Hatramin'ny 2011, namokatra karazanà votoaty isankarazany manankarena amin'ny resaka famoronana mahakasika ny zava-misy iainan'ny manodidina azy ireo tanora artista avy...