Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Febroary, 2022
Sambany nisy tamin'ny teny Aymara ny fampiharana fiarovana ankihy noho ny asan'ireo mpikatroka fiteny Boliviana
"Aminay, ny fiteny no mari-panondroanay. Raha very ny fiteninay, dia very ny fomba amam-panaonay, ny kolontsainay, ny tantaranay, ny fahalalan'ny razanay -- very ny zava-drehetra."
Taratasim-baovao RV: Mitady ny hoavy any amin'ny lasa (sy ny toe-java-misy ankehitriny)
Hetsika famatsiana ara-bola, fanomezana aina ny fiteny, fidirana nomerika, sy ny maro hafa!