Tantara mikasika ny Rising Voices tamin'ny Desambra, 2013

Espaina : Nahomby Ny guifi.net, Tambajotra Maimai-Poana Tsy Mila Kofehy

Na fotoana inona na fotoana inona ao Espaina, olona an'arivorivony no miserasera amin'ny aterineto. Saingy mihamaro hatrany ireo Espaniola misafidy ny karazam-pitaovana mirazotra amin'ny aterineto, mba hialàna amin'ny sarany lafo avy amin'ireo tsena mpamatsy tolotra aterineto sy hanotofana ny hantsana nateraky ny fitaovana nomerika.

16 Desambra 2013

Lahatsarim-Panadihadiana Velona: Fijoroana Vavolombelona momba ny Fanerena Tsy Hiteraka

Nandritra ny taompolo 1990, maro ireo lehilahy sy vehivavy indizeny ao Peru no tratran'ny faneren'ny fanentanana ho momba; miasa miaraka amin'ny vondrom-piarahamonina any an-toerana ny tetikasa Quipu hanokafana lalana handrenesana ny tantara amin'ny alalan'ny fiarahan'ny teknolojia tranainy sy vaovao, avo lenta sy iva lenta, na an-tserasera na ivelan'ny serasera.

11 Desambra 2013

Ny Fahaterahan'ny Hetsika Hackerspace

Nitarika ny hetsika hackerspace ao Rosia ny neuron hackerspace ao Moskoa. Niresaka tamin'ilay mpamorona ny neuron izahay momba ny fahafahana manangana fikambanana sy ahafantarana ny zava-baovaon'ny hackerspaces,

07 Desambra 2013